# FANOMBOHANA — LUDO ARENA v2.0 GAME UI

## 1. Installation PHP
1. Upload-o ao amin'ny hosting ny dossier rehetra.
2. Ataovy azo soratana vetivety `app/` sy `storage/`.
3. Sokafy: `https://domain-nao/install/`
4. Fenoy DB Host, DB Name, DB User, DB Password, URL application, anaran'ny app ary Admin.
5. Tsindrio **INSTALLER MAINTENANT**.
6. Ny installer no mamorona:
   - database/tables,
   - `app/config.php`,
   - secret keys,
   - compte Admin,
   - `storage/installed.lock`.
7. Midira amin'ny `/public/login.php`.

## 2. Test jeu
- Mamoròna compte 2 amin'ny navigateur/profile roa, na mamoròna partie misy Robot.
- Ao amin'ny Lobby: `Nouvelle partie`.
- Raha ianao no créateur: `DÉMARRER`.
- Ny dé dia serveur-side, ary hita mihodina amin'ny card an'ilay joueur/robot.
- Ny pion dia mikisaka case par case.
- Raha Back no tsindriana mandritra ny jeu dia tsy mivoaka avy hatrany; miseho confirmation.
- Tsy misy pull-to-refresh ao amin'ny game scene.

## 3. Admin
Midira `/admin/`:
- manova logo/icon URL,
- background game,
- sons dice/move/capture/win,
- vitesse robot,
- users online/offline,
- add/remove balance DEMO,
- reset password,
- login as user,
- approve/reject wallet DEMO,
- mijery/annuler games,
- audit logs.

## 4. APK tsy mila Android Studio
1. Ataovy repository GitHub ny projet rehetra.
2. GitHub → Settings → Secrets and variables → Actions → Variables.
3. Ampio variable:
   `LUDO_APP_URL = https://domain-nao/public/`
4. Actions → **Build Ludo Arena APK** → Run workflow.
5. Rehefa maitso dia alaivo artifact `Ludo-Arena-v2-APK`.

## 5. Important
Ny `Wallet` dia **DEMO/TEST credits ihany**. Tsy mifandray amin'ny MVola tena izy, tsy vola azo avadika, ary tsy misy cash-out réel.
